|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valiha vata
Singan-teny  2 valiha, 3 vata
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny. [1.1]
Tovy hevitra  6 valiha marovany

Teny iditra (2/2)7  valihavata
Singan-teny  8 valiha, 9 vata
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  [valiha-vata] 11 piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano). [2.591]
Ohatra  12  mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [4.40]
Voambolana  13  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Teny nalaina  135  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  136 valiha vata, valihavata

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09